|
|
|
|

Entry bakatraka
Part of speech adjective
 Bakaka be tsy soa [1.1]
 Vaventy sy bakaka [1.13]
 Grossier [1.13]
Examples Ny endrik' izany rehefa vita, dia sahala amin' ny misy tafo harato bakatraka maso ny tanimboly. [2.472]

Entry bakatraka
Part of speech noun
  [Bara, Betsileo] Feuilles odorantes d'une plante non déterminée. On en remplit les matelas. Elles seraient insectifuges. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2017/12/07