| Entry | bado | ||||
| Part of speech | adjective | ||||
| Kely saina, donto saina, tsy ampy fiheverana, mora ambakaina. (Araka izany, dia tsy azo atao hoe bado ny tsy nahita fianarana fotsiny, satria mety ho manan-tsaina tokoa izy, fa ny fianarana no tsy hitany): Bado koa izany raha olona, itỳperatra volamena itỳ,' dia natakalony akanjo marevaka be soratra [1.1] | |||||
| Stupid; illiterate [1.7] | |||||
| Qui a l'esprit obtus, un peu bête [1.3] | |||||
| Stupide; illettré [1.8] | |||||
| Examples |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Entry | bado | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| [Tankarana] Nom d'une espèce de serpent; sorte de boa. [1.19] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Updated on 2023/10/24 |
|