| Entry |
bada
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Tambahoaka]
Tsy miteraka [1.78]
|
| | [Betsimisaraka]
Tsentsina, mihidy [1.78]
|
| | [Sihanaka]
Tsentsina, tsy miteraka (biby), mainty pina (lohambolo) [1.78]
|
| | Tsy miteraka (fiteny indrindra amin' ny biby, fa ny olona atao hoe momba: Bada angamba ilay ombivavinay, fa hatramin' izao mbola tsy niteraka ihany Miraiki-dela fa tsy mahatonona avy hatrany izay tiana holazaina (matetika ny teny verindroa badabada no ampiasaina amin' itỳ hevitra itỳ ). [1.1]
|
| | Toetran'ny biby tsy afaka miteraka, sekatra [1.13]
|
| | Barren, sterile, used of fat cattle; closed up, obstructed, impeded. [1.2]
|
| | Stérile, se dit des animaux ; fig. embarrassé, obstrué [1.3]
|
| | Stérile [1.13]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
bada
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Fandrarana, fisakanana [1.78]
|
| | [Taisaka]
Empêchement, défense [1.82]
|
|