|
|
|
|

Entry ba
Part of speech conjunction [Full list]
  [Taisaka] Mba [1.78]
  [Tanala] Mba: Ñ'kamo mihinañ'akida ka ba maniry 'hodiny à? (ilay kamo homan'akondro ka mba mitsiry va re ny hodiny e?) [1.78]
  [Taisaka] Marque l'interrogation [1.82]

Entry ba
Part of speech noun
  [Tanosy] Fery, vay [1.78]
Vocabulary 
Synonyms bay

Entry ba
Part of speech noun
 Ny fingadonan' ny andalan-tononkalo, izay avy amin' ny toeran' ny tsindrimpeo amin' ny andalana tsirairay avy: Misy karazany roa ny ba, dia ny ba mingadona (ohatra Làpa) ary ny ba mitsaika (ohatra Tàratra)
Fomba fandrefesana ny feo amin' ny mozika: Ba efatra izany mozika izany [1.1]
 Bar in music [Eng. Bar.] [1.2]
 A measure in music; time in music [1.7]
 Mesure en musique [1.8]
Vocabulary 
Examples Betsaka ny tanora mankafy ny Kalon'ny Fahiny: te hahafantatra sy hifehy ny Ba Gasy [4.12]
Origin Explanations in English: bar. Explanations in French: battre (la mesure).
Quotes 

Entry ba
Part of speech noun
 [frantsay bas] Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin' ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina manara-dalàna amin' ny vin-korise na vim-ba: Manana akanjo ba mangamanga i Koto kely / Mahay manao ba ny vadin-dRabe
Fonon-tongotra rehefa atao anaty kiraro [1.1]
 Stockings, socks. [Fr. Bas] [1.2]
 Knitting [1.7]
 [français bas] tricot [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Origin Explanations in French: bas.

Entry ba
Part of speech noun
  [Sakalava] Karazan' oviala misy vodiny boribory sahala amin' ny tavolo [1.1]
  [Sakalava] A shrub [1.2]
Vocabulary 

Entry ba
Part of speech noun
 [frantsay banc] Hazo fisaka lavalava misy tongony, natao hipetrahana
Dabilio [1.1]
Origin Explanations in French: banc.

Entry ba~
Part of speech prefix [Words with ba~]
 A prefix joined to many roots, a balelaka [primary root lelaka] [1.2]

Entry Ba
Part of speech noun (symbol)
 Singa mivaingana, faha-56 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
 Barium. [3.1]
Vocabulary 
Tables and plates Periodic Table

Updated on 2024/09/07