| Entry | avongady (vongady) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Amidy mitambatra, miaraka: Moa tsy navongadin' ilay mpivarotra daholo ny vary tao aminy ka ny kely vola tsy mba nahazo mihitsy! Atao miharihary, mitokana erỳ, asongadina (filaza amin' ny zavatra lehibe, makadiry): Navongadiny terỳ an-tokotany ilay laona vato vao novidiny [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|