| Entry | avelo | |
| Part of speech | noun | |
| Karazana fanahy ambanimbany, araka ny finoan' ny Ntaolo, izay tsy dia maharitra ela Ioatra aorian' ny fahafatesana; koa raha izany dia azo heverina ho fototry ny hery mahavelona (a + velona) fotsiny no nandraisan' ny taloha azy [1.1] | ||
| A spirit, soul, ghost, shade of dead or living. See ambiroa. [1.2] | ||
| The soul; a spirit, a ghost [1.7] | ||
| L'âme des morts [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | avelo | |
| Part of speech | noun | |
| [Sihanaka] Fofom-biby arahin'ny alika mihaza [1.78] | ||
| Updated on 2010/05/06 |
|