| Entry | avalana (valana) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Avala handeha hanaraka ny rano: Taloha navalana rano ny fatin' ny olo-meloka sasantsasany Entin' (ny rano): Navalan' ny rano ny fatin' ilay akoho matin' ny barika Roahina, ahataka lavitra: Tokony havalana lavitra ny tanàna ny lambo [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|