|
|
|
|

Entry avaka
Part of speech noun
 Fanasarahana, fampihatahana hitokana na hisaraka tsy hiray amin'ny hafa [1.1]
 Séparation, distinction [1.3]
Examples Ny anankiray manisy avaka ny andro, ny anankiray kosa mampitovy ny andro rehetra; [2.996]

Entry avaka
Part of speech noun
 Ila kisoa ialan' ny loha sy ny tongony [1.1]
Synonyms avany

Entry avaka
Part of speech noun
  [Betsimisaraka] Karazam-bovo fitahirizana ny hazandrano azo avy amin'ny vovo hafa, raha mbola tsy ho entimody miaraka amin'izay [1.78]
Vocabulary 

Updated on 2025/08/05