| Entry | avadika (vadika) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atao miamboho: Avadiho ny lalimoara Atao ivelany ny ao anatiny: Navadiny ny zipony ka nihomehy daholo ny olona Aseho ny lafiny mbola tsy niseho: Avadiho amin' izay ny takelaka Iodinana: Navadiky ny sakaizany izy Afindra ho amin' ny fasan-drazana na fonosin-dambamena: Amin' ny herintaona no havadika i Dadatoa [1.1] | |||||||||
| To be turned over To be changed (of a conversation) [1.7] | |||||||||
| Qu’on retourne [1.3, 1.8] | |||||||||
| Qu’on trahit [1.3, 1.8] | |||||||||
| Qu’on change de côté, qu’on tourne, qu’on met à l'envers, qu'on chavire Qu’on transporte dans un autre tombeau [1.3] | |||||||||
| Dont on change le sujet (conversation) [1.8] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|