| Entry | atsilany (tsilany) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ampandrina ka ny lamosina no atao ambany, ny maso miandrandra ambony: Atsilaneso io zaza io Apetraka ka ny vavany atao ambony: Tsy tokony hahohoka io vilany io fa hatsilany [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|