| Entry | atosika (tosika) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Aronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka nahandroaka azy: Natosiny aho ka lava Roahina tsy ho anisany intsony: Natosiky ny fianakaviana izy Atolotra ny fitsarana: Tsy maintsy atosiky ny fokonolona ny mpangalatra [1.1] | |||||||||
| Qu’on pousse, qu’on chasse de la caste, qu’on livre aux juges, (poissons) qu’on pousse vers la nasse: Natosiko kely foana izy dia lavo (Je l’ai poussé tant soit peu et il est tombé) ~ Natosiky ny ray aman-dreniny izy (il a été chassé par ses parents) ~ Natosiky ny mponina ny mangalatra (Le voleur à été livré à la justice par les habitants) [1.3] | |||||||||
| To be pushed [1.7] | |||||||||
| Qu'on pousse [1.8] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|