| Entry | atolaka (tolaka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ahodina: Hay! natolaky ny rivotra fotsiny ny varavarana fa tsy nisy namoha akory Avily: Mba hatolak' Andriamanitra anie izany loza izany! Afindra, ailika: Aza atolaka aty amiko ny hadisoana nataonao [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|