| Entry | atokana (tokana) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atao amin' ny toerana iray mba tsy hifangaroany amin' ny hafa: Atokana ny marary hoditra hatraiza hatraiza Tehirizina: Atokako hividianako fanaka ny ampahafolon' ny karamako isambolana [1.1] | |||||||||
| To be set apart; to be consecrated [1.7] | |||||||||
| Qu'on met à part; qui est consacré; qu'on met de côté, qu'on réserve, qu'on consacre [1.8] | |||||||||
| Examples | Ny ankamaroan' ny fotoam-pivoriana natokana ho an' ny tetibola dia tsy maintsy atokana ho an' ny lalàna itantanana ny volam-panjakana.
[4.27] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|