| Entry | atoby (toby) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Asaina milasy: Atobio eto ny miaramila Angonina, vorina: Natoby teo an-tokotany ny remby azo [1.1] | |||||||||
| To be placed in various places, as heaps of rice [1.2] | |||||||||
| To be gathered in heaps; to be placed about in small heaps [1.7] | |||||||||
| Qu'on réunit en tas; qu'on fait camper, qu'on place en petits tas [1.8] | |||||||||
| Examples | Tany moa rahefa handihy ny ao an-tanàna, dia atoby iray toerana ny dabilio ao an-tsekoly, dia samy manao izay ataony eo ny olona.
[2.4] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|