| Entry | atao (tao) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Karakaraina sy vitaina: Ataovy ny raharahanao fa aza be resaka eo Anamboarana: Hataoko latabatra ity hazo tsara tarehy Ampiasaina: Nataony mpampianatra ny zanany aho Apetraka: Teto no nataoko ny satroko, nefa mahagaga fa tsy hitako eto intsony Ampidirina: Natao an-tranomaizina ilay mpangalatra Ahosotra, apetaka: Fanafody atao amin' ny tongotra Heverina: Nataoko ho efa vitanao ny fafa trano Antsoina: Fantatrao ve ilay zaza atao hoe: Isambilo? [1.1] | |||||||||
| To be done [1.7] | |||||||||
| Qu'on fait, qu'on fabrique [1.8] | |||||||||
| Examples | Lazaiko anao kosa anefa fa hataoko tsy maintsy henon'ny lehiben'ny distrika
[2.472] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/08/11 |
|