| Entry | atambatra (tambatra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Akambana, ampiraisina, aharo: Natambany tao am-pisoko iray daholo ny akoho sy ny vorona ary ny gisa / Natambatry ny fifankatiavan' ny ankizy isika ray aman-dreny roa tonta Atontaly: Natambatro ny vola azoko omaly sy afakomaly ka nahatratra efajato Atohy: Hazo fisaka efatra no natambatra nanaovana itỳ latabatra itỳ [1.1] | |||||||||
| To be joined to, to be connected to something. Used of that which is the addition made [1.2] | |||||||||
| Qu'on met ensemble, qu'on réunit, qu'on unit, qu'on assemble, qu'on joint, qu'on additionne: Tsy azo atambatra ao amin' ny efitrano iray ireo mpianatra rehetra ireo (On ne peut pas réunir tous ces élèves dans une même salle) [1.3] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|