|
|
|
|

Entry atakalo (takalo)
Part of speech passive verb
 Soloana zavatra heverina ho mitovy vidy aminy (mitovy amin' ny takalozana ihany, fa fampiasa matetika kokoa): Natakalony ny palitaoko ny malabariny
Soloana atao vola madinika: Atakalozy kely itỳ volako ariary zato itỳ [1.1]
 To be given in exchange [1.7]
 Qu'on donne en échange [1.8]
Morphology 
Present : atakalo, atakaloko, atakalonao, atakalony, atakalontsika, atakalonay, atakalonareo, atakalon', atakalon-, atakalom-
Past : natakalo, natakaloko, natakalonao, natakalony, natakalontsika, natakalonay, natakalonareo, natakalon', natakalon-, natakalom-
Future : hatakalo, hatakaloko, hatakalonao, hatakalony, hatakalontsika, hatakalonay, hatakalonareo, hatakalon', hatakalon-, hatakalom-
Imperative : atakalozy

Updated on 2023/01/20