|
|
|
|

Entry ataitra (taitra)
Part of speech passive verb
 Entina manaitra, mampitahotra [1.1]
 Avec quoi on épouvante, on surprend [1.3]
Morphology 
Present : ataitra, ataitrako, ataitranao, ataitrany, ataitrantsika, ataitranay, ataitranareo, ataitran'
Past : nataitra, nataitrako, nataitranao, nataitrany, nataitrantsika, nataitranay, nataitranareo, nataitran'
Future : hataitra, hataitrako, hataitranao, hataitrany, hataitrantsika, hataitranay, hataitranareo, hataitran'
Imperative : atairo

Updated on 2023/01/20