| Entry | asitrika (sitrika) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Alentika, atsoboka: Nasitriny tany anaty rano ilay alika, nefa tafapoitra ihany Afenina: Nahoana no asitrikao any anaty lambanao ny bokiko? Alevina: Amin' ny telo ora hariva no hasitriko ny razana [1.1] | |||||||||
| To be plunged into something [1.7] | |||||||||
| Qu'on plonge dans l'eau, dans quelque chose; qu'on ensevelit; qu'on enfonce [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|