| Entry | asesy (sesy) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| [Betsimisaraka] Atao eo aloha [1.78] | |||||||||
| Atao mifandimby tsy misy fiatoana: Aseseo amin' izay ny hira, rankizy Amidy tsirairay: Nasesiny dimampolo mihodidinany akohony rehetra [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|