|
|
|
|

Entry asara (sara)
Part of speech passive verb
 Enti-milaza ny vola na zavatra omena ho saran-javatra, ho hofany: Kely loatra ity vola asaranao ny lakana ity [1.1]
Morphology 
Present : asara, asarako, asaranao, asarany, asarantsika, asaranay, asaranareo, asaran', asaran-, asaram-
Past : nasara, nasarako, nasaranao, nasarany, nasarantsika, nasaranay, nasaranareo, nasaran', nasaran-, nasaram-
Future : hasara, hasarako, hasaranao, hasarany, hasarantsika, hasaranay, hasaranareo, hasaran', hasaran-, hasaram-
Imperative : asarao

Entry asara
Part of speech noun
  [Taisaka] Fotoam-pahavokaran'ny vary (Novambra - Janoary) [1.78]
  [Bara, Tanala] Fahavaratra [1.78]
  [Sakalava] Tonon-taona fahavaratra [1.1]
 Fizaran-taona mafana sy be orana [1.13]
  [Masikoro] Fotoanan'ny orana, fahavatra [2.606]
 The rainy season. [Ar. As-sahr, the month.] [1.2]
  [Taisaka] Mois de décembre, récolte du riz, saison de la récolte (novembre à janvier) [1.82]
 Saison des pluies [1.13]
Vocabulary 
Synonyms asaramanitry

Updated on 2025/08/21