| Entry | asanda (sanda) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atao sanda, enti-milaza izay omena ho fanampy raha mifanakalo zavatra tsy mitovy vidy: Inona àry no hasandanao raha hatakaloko an' itỳ kiraro vao itỳ iny satrokao efa nanaovana iny? [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|