|
|
|
|

Entry aronjina (ronjina)
Part of speech passive verb
 Atosika maherihery ka mianjera: Naronjiny aho ka saika potroka tany an-kady raha tsy nahafikitra tamin' ny ahitra [1.1]
 To be jostled, to be pushed out of the way [1.7]
 Qu'on pousse de côté [1.8]
Morphology 
Present : aronjina, aronjiko, aronjinao, aronjiny, aronjintsika, aronjinay, aronjinareo, aronjin', aronjin-, aronjim-, aronji-
Past : naronjina, naronjiko, naronjinao, naronjiny, naronjintsika, naronjinay, naronjinareo, naronjin', naronjin-, naronjim-, naronji-
Future : haronjina, haronjiko, haronjinao, haronjiny, haronjintsika, haronjinay, haronjinareo, haronjin', haronjin-, haronjim-, haronji-
Imperative : aronjeno

Updated on 2023/01/20