|
|
|
|

Entry arifatra (rifatra)
Part of speech passive verb
 Asaina na avala mandositra, ampandosirina [1.1]
 à faire fuir, à poursuivre [1.3]
Morphology 
Present : arifatra, arifatro, arifatrao, arifany, arifatsika, arifatray, arifatrareo, arifatr', arifa-, arifatry
Past : narifatra, narifatro, narifatrao, narifany, narifatsika, narifatray, narifatrareo, narifatr', narifa-, narifatry
Future : harifatra, harifatro, harifatrao, harifany, harifatsika, harifatray, harifatrareo, harifatr', harifa-, harifatry
Imperative : arifato

Updated on 2023/01/20