|
|
|
|

Entry ariary
Part of speech noun
 Anaran' ny vola izay nataon' ny Malagasy ho venty na fototry ny volany fahizay, ka ny sandany dia 4,80 frs tany aloha ary 5,00frs taty aoriandriana. Ny ariary no novakina ka nahazoana ny vola madinika na vakim-bola rehetra: ny 1/2: loso; ny 1/3: sasanangy; ny 1/4: kirobo; ny 1/6: venty / ny 1/8: sikajy; ny 1/72: eranambatry. Matetika no hafohezina ho ary fotsiny ny teny hoe ariary raha miaraka amin' ireto teny ireto: zato, folo, sivy, valo, fito, enina, dimy, efatra, telo, roa: Ary zato, ary folo..., mitovy amin' ny hoe: ariary zato, ariary folo [1.1]
 A dollar; usually used of cut money. [Ar. al-rial, from Sp. Real.; Swa. reale.] See farantsa. [1.2]
 A "dollar", five francs [1.7]
 Une "piastre", cinq francs [1.8]
Vocabulary 
Quotes 

Entry ariary
Part of speech noun
  [Tankarana] Nom d'une espèce de cordages, haubans. [1.19]
Vocabulary 

Entry ariary
Part of speech noun
  [Betsimisaraka] Velarana [1.78]
 Surface [1.78]

Entry ariary
Part of speech preposition [Full list]
  [Taimoro] Manodidina [1.78]

Updated on 2017/03/10