|
|
|
|

Entry arehitra (rehitra)
Part of speech passive verb
 Atao mirehitra, atao misy lelafo: Aza arehitra ny jiro fa mbola mazava [1.1]
 To be set on fire; to be lighted [1.7]
 à allumer; (colère) à atiser, (guerre) à provoquer [1.3]
 Qu'on allume [1.8]
Examples ary nony voa tohana tsara, dia arehitra ny fototra. [2.48]
Morphology 
Present : arehitra, arehitro, arehitrao, arehiny, arehitsika, arehitray, arehitrareo, arehitr', arehi-, arehitry
Past : narehitra, narehitro, narehitrao, narehiny, narehitsika, narehitray, narehitrareo, narehitr', narehi-, narehitry
Future : harehitra, harehitro, harehitrao, harehiny, harehitsika, harehitray, harehitrareo, harehitr', harehi-, harehitry
Imperative : areheto

Updated on 2023/01/20