| Entry | aravona (ravona) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atao mitovy tantana: Tokony haravona ny tany alohan' ny hanorenana trano Ampitovina; zaraina mba hitovy tsy hisy kely sy lehibe: Tokony haravona daholo hono ny haren' ny olona rehetra, hoy ireo mpandinika sasany momba ny fitantanan-karenam-bahoaka [1.1] | |||||||||
| To be levelled; to be averaged [1.7] | |||||||||
| Qu'on nivelle; qu'on aplanit; dont on fait la moyenne [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|