| Entry | araparapa (raparapa) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Asaina mamindra na mandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa: Naraparapan' ny haizina aho ka voapoka ny lohako, voadona ny soroko Asaina mizotra fotsiny amim-pahamaikana tsy mihevitra izay ho vokatr' izany: Araparapan' ny fahoriana Ramatoa irỳ ka tsy mahalala izay hahafaty azy akory [1.1] | |||||||||
| à faire tâtonner [1.3] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|