| Entry | arapaka (rapaka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Hanina avy hatrany dia any am-bava: Tsy tratra, narapak' ilay alika ilay vaingan-kena be Raisina tsy an-kanavaka: Anisan' ny nahavoa ny firenena tanora raha natobaky ny firenena zokiny teo aminy ireo zava-mahaliana nandraviravezany azy, dia izy tsy nifidy harapaka [1.1] | |||||||||
| To be laid down, as the planks forming a floor. (prov.) [1.2] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|