| Entry |
arahaba
|
| Part of speech | noun
|
| | Fomba anehoana ny fanajana olona raha vao mifankahita aminy voalohany: Raha vao vita ny arahaba dia nitarika ny resaka ingahy Rabetrena Teny enti-milaza fiderana olona iray noho ny soa azony na zava-dehibe vitany: Nitoman-davana nanaraka ny arabe ny olona nanolotra ny arahaba an' ilay vao nahazo ny fahaleovan-tena ho an' ny Nosy [1.1]
|
| | Salutation. [Ar. rahaba, to be made wide and spacious; Heb. rachab; Swa. marahaba, thanks, welcome.] [1.2]
|
| | A greeting; congratulations [1.7]
|
| | Salut, félicitations [1.3, 1.8]
|
| | Salutation [1.3]
|
| Vocabulary |
| Derivatives |
|