| Entry | aposaka (posaka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Aseho rahefa avy nafenina tsy ho hitan' ny be sy ny maro: Naposany ilay porofo ka gaga daholo ny olona rehetra Ambara: Aposaho ny hevitrao famihaino izahay [1.1] | |||||||||
| To be shown; to be revealed [1.7] | |||||||||
| Qu'on montre, qu'on révèle [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|