Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Elements/composites
Plates and Tables
|
|
|
|
Entry
apa
ri
aka
(
pa
ri
aka
(
ri
aka
))
Part of speech
passive verb
Aparitaka, ahahaka
[
1.1
]
To be scattered, to be dispersed, to be dissipated.
[
1.2
]
à éparpiller
[
1.3
]
Examples
1
Ary ny vary ny Sianaka, tsy mba manetsa fa vary
apariaka
[
2.48
]
2
Hoseko tahaka ny fotaka eny an-dalana izy ka
apariako
[
2.996
]
3
Hafaliana no nentin' i Bina sy Fatakamana
hapariaka
eo amin' izy mianaka kanjo hay nisy latiratsiny koa ireny
[
2.499
]
Morphology
Present :
apariaka
, apariako, apariakao, apariany, apariatsika, apariakay, apariakareo, apariak', aparia-
Past :
napariaka, napariako, napariakao, napariany, napariatsika, napariakay, napariakareo, napariak', naparia-
Future :
hapariaka, hapariako, hapariakao, hapariany, hapariatsika, hapariakay, hapariakareo, hapariak', haparia-
Imperative :
apari
a
ho
Synonyms
apa
ri
taka
Updated on 2023/01/20