|
|
|
|

Entry antsy
Part of speech noun
  [Betsimisaraka] Kalaza, antsy misy zarany lava, fitondra mianala [1.78]
  [Tanala] Antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) [1.78]
 Fiasana misy lelany maranitra sy zarany, andidian-javatra na andrasana hena [1.1]
 A knife [1.2, 1.7]
 Canif [1.3]
 Couteau dont la lame se replie [1.3]
 Couteau [1.8, 1.13]
Vocabulary 
Examples 
1Dia ny antsy izany no mahery! [2.69]
2Nividy fantsika sy antsy ny rainy. [2.442]
Synonyms antsibe
Article 

Updated on 2023/05/24