| Entry | antsoina (antso) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Asaina tonga na manatona amin' ny alalan' ny feo na hofa lamba na fihetsika: Nantsoin-dRakoto ny zanany fa tsy namaly Ehina, vorina: Nantsoina ny fokonolona hihaino kabary Asiana, omena anarana: Rakoto, izay antaoina koa hoe Rainizafy Ampanalaina: Nantsoina ny dokotera fa mafy ny aretina Fidina, tendrena: Nantsoin' ny Filohan' ny Nosy izy hiandraikitra ny fitantanana ny vola [1.1] | |||||||||
| [1.2] | |||||||||
| To be called [1.7] | |||||||||
| Qu'on appelle [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|