|
|
|
|

Entry antsatoka
Part of speech noun
 Karazana diamanga toy izao: aingaina miakatra ny tongotra, dia aidina, ka ny ombalahintongotra no mamely ny amboampen' ny Ray asiana ka raha indroa na intelo io no voa, tsy mahainga fe intsony [1.1]
Analogs  diamanga
Bibliography 

Updated on 2024/08/17