|
|
|
|

Entry antonery (tonery)
Part of speech noun or adverb
 Filanjana entana ka ny tendron' ny bao ihany no asiana entana dia atao andamosina [1.1]
 Fomba itondrana zavatra amin' ny hazo tahaka ny tonery: Ny filanja an-tonery ihany no atao hoe filanja an-kila bao [1.1]
 Porté sur l’épaule au bout d’un bâton [1.3]

Updated on 2023/10/28