| Entry | antily | |
| Part of speech | noun | |
| antilimbohitra [1.1] | ||
| Entry | antily | |
| Part of speech | noun | |
| Antokon-jatovolahy katolika anaty fikambanana iray manam-pitsipika mikendry ny hanampy ny namana mandrakariva amin' ny fanaovaria asa mahasoa ary mianatra ny hahay manavia manavanana (Ny mifamaly amin' ny Antily, amin' ny antokom-pinoana protesta dia atao hoe tily fotsiny) [1.1] | ||
| Analogs | tily | |
| Updated on 2012/10/24 |
|