|
|
|
|

Entry antaravelona
Part of speech adjective
Elementary words antara, velona
 Mangatsiaka tanteraka, mamanala aoka izany: Efa antaravelona itỳ varinao fa ndeha re hano [1.1]
 [velona, living.] Extremely cold. [1.2]
Examples 
1raha hafanana no ilazana azy, dia tena antaravelona mihitsy. [2.4]
2Tsy ra no mikoriana ao aminao fa rano mangatsiaka, antaravelona! [2.528]

Updated on 2023/12/24