| Entry |
antambo
|
| Part of speech | noun
|
| | [Betsimisaraka]
Fambara loza, loza [1.78]
|
| | [Sihanaka, Tanala]
Loza [1.78]
|
| | Loza lehibe mahavoa antokon' olona maro: Trano folo no indray nirehitra! Tsy misy antambo ohatra izany Zava-doza, zavatra hafahafa na zavatra mety hitondra fahavoazana: Inona indray itỳ antambo lazainao? [1.1]
|
| | Great calamity, distress. Often joined with loza, as loza amana antambo. See loza, angano. [1.2]
|
| | A calamity [1.7]
|
| | Malheur, calamité [1.8]
|
|
| Entry |
antambo
|
| Part of speech | noun
|
| | Biby dia masiaka fahizay ary tsy misy intsony ankehitriny [1.78]
|
| Vocabulary |
|