|
|
|
|

Entry anoratana (soratra)
Part of speech relative verb
  [1.1]
  [1.3]
 Used for writing [3.1]
 Utilisé pour écrire [3.1]
Examples Boletaka loatra itỳ latabatra itỳ ka tsy azo anoratana [1.1]
Morphology 
Present : anoratana, anoratako, anoratanao, anoratany, anoratantsika, anoratanay, anoratanareo, anoratan', anoratan-, anoratam-, anorata-
Past : nanoratana, nanoratako, nanoratanao, nanoratany, nanoratantsika, nanoratanay, nanoratanareo, nanoratan', nanoratan-, nanoratam-, nanorata-
Future : hanoratana, hanoratako, hanoratanao, hanoratany, hanoratantsika, hanoratanay, hanoratanareo, hanoratan', hanoratan-, hanoratam-, hanorata-
Imperative : anoraty, anorato

Updated on 2026/03/06