| Entry | ankororosy (kororosy) | |
| Part of speech | noun | |
| Fisolafahana, fibolisarana, fitambotsorana hidina, fidinana mitambororotra Fionganana. [1.1] | ||
| Examples | Izay mahavoa an-tsapaka no iorehana, fa ny ankororosy no ankabeazany.
[1.437] | |
| Synonyms | kororosy | |
| Updated on 2023/01/06 |
|