| Entry | ankizy | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Teny ilazana ny zaza na ny olombelona mbola kely ankapobeny: Indraindray saro-pantarina ny ho avin' ny ankizy Teny ilazana rehefa mety ho zanaka, na dia efa mitokan-trano ara, raha mbola velona ray aman-dreniny: Ireto ankizy ireto koa manahirana, hoy Rainikoto tamin-dRasoa vadiny, mantsy an-dRakoto mivady Teny nilazana taloha, amim-pomba mitory halemem-panahy, ny mpanompo, ny andevo: Noheverin-dRabe ho Ikotovao ankizy fahiny ilay nifanena taminy, kanjo hay tsy izy Ankehitriny, teny ilazana ny vady aman-janaka, ny vady (vehivavy): Lasa any an-tsena ny ankizy ka mangingina ny trano. [1.1] | |||||
| A child, children, servants, youths of both sexes. [1.2] | |||||
| A child, children [1.7] | |||||
| Enfant [1.8] | |||||
| Examples |
| ||||
| Updated on 2023/08/11 |
|