| Entry | ankany | |
| Part of speech | noun | |
| [Sihanaka, Taimoro, Tambahoaka] Fifandirana [1.78] | ||
| [Bara] Ady, fifandirana [1.78] | ||
| [Betsimisaraka] Fifandirana, fifamaliana [1.78] | ||
| [Tanala] Fifandirana, tohika: Kaja be ankany anao fa ny Amerikanina efa avy eñy amin'ny volaña (aza be tohika ianao f'efa tonga eny amin'ny volana ny amerikanina) [1.78] | ||
| Dispute, quarrel. See ady. [1.2] | ||
| Synonyms | akany | |
| Entry | ankany | |
| Part of speech | noun | |
| [Bezanozano] Savoka (tantely) [1.78] | ||
| Updated on 2010/05/06 |
|