| Entry |
anjomara
|
| Part of speech | noun
|
/m:hyperonym>
| | Zavamaneno iray karazana amin' ny anjombona saingy lava be ny tahony (misy mahatratra roa metatra na mihoatra aza). Hatramin' ny dimy kilometatra tora-tady no andrenesana ny feony raha tsofina eny antendrombohitra izy, ka izany no ampiasana azy amin' ny fiantsoana fokonolona raha misy voina mihatra: hain-trano, dora tanety, tondra-drano, mpangalatra na fahavalo, kabary [1.1]
|
| | Ny anjomara dia zavamanenon' ny Ntaolo natao tamin'ny hazo lavalava poakaty na tamin' ny tandroka ary notsofina toy ny sodina saingy izy lehibebe somary nibobobobo ny feony [2.313]
|
| | A small wind instrument, a flute, or flageolet. [Swa. zomari, a pipe, a clarionet; Ar. azzam ara.] [1.2]
|
| | A bugle sometimes made of bamboo and an
ox horn [1.7]
|
| | Hautbois fait de bambou et de corne [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples | migoigoika ny anjomara;
[1.437]
|
| Article |
|