|
|
|
|

Entry anjaika (zaika)
Part of speech noun
 Fahavoriana lehibe manetriketrika iraratana amin' ny haingo; lanonana. [1.1]
 A concourse of people splendidly arrayed, as on occasions of public rejoicing. [1.2]
 Réunion solennelle, réception [1.8]
Examples Tovolahy nikoizana tamin' ny bikany sy ny tarehiny izany, ry Sahondra, ka toy ny lanonana tsy hary fomba ny anjaika tsy nahitana azy, ary noho izany dia nifandrombahan' ny fianakaviana teto amin' ny renivohitra ny nifanerasera taminy. [2.529]
Derivatives 

Updated on 2023/04/05