|
|
|
|

Entry anirotra
Part of speech adjective
 Enti-milaza fasana atao vonjimaika hametrahana faty ambara-pampiditra azy ao amin' ny fasam-pianakaviana, na ny fasan-drazana: Fasana anirotra. [1.1]
Other spellings 

Updated on 2023/08/11