| Entry | angola | |
| Part of speech | noun | |
| Hantahanta mahatonga hanao fihetsehana somary mampiraika kely ny loha, fiangotingotiana te ho tiana, angentsangentsana, angotingoty, haitraitra: Be angolangola loatra iny zanakao iny, Rasoa Filatron-kira, fomba fihirana asiana toa miolana kely ny feon-kira: Be angola loatra ny fihiranareo ilay hira ka ilo tsy ho fantatra intsony ilay izy. [1.1] | ||
| Fancies, fanciful desires [1.7] | ||
| Fantaisies, caprices [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | angola | |
| Part of speech | noun | |
| Nuance [1.5] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2023/08/11 |
|