|
|
|
|

Entry angidina
Part of speech noun
 Bibikely lavalava vatana, manana elatra manify dia manify roa mifanaingina andaniny avy, ary manidintsidina eny ambony rano. (Ny ondrindrano izay mivelona any anaty rano no miofo ho angidina [1.1]
 A species of dragon-fly. Libellula sp. [1.2]
 A dragonfly [1.7]
 Libellule [1.8]
Vocabulary 
Scientific name Libellula
Analogs  ondrindrano

Updated on 2015/12/27