| Entry | anetsiny (hetsy) | |
| Part of speech | adverb | |
| Ny fitenenana hoe "an-etsiny" dia diso ka tokony hatao hoe an-ketsiny, saingy iry diso no efa mahazatra, ka tonga manaviavia ity an-ketsiny [1.10] | ||
| Examples | Anetsiny maro ny Malagasy no naondrana namidy tany ivelany toy izany
[2.508] | |
| Other spellings | an-ketsiny | |
| Updated on 2023/04/04 |
|