|
|
|
|

Entry andre
Part of speech interjection [Full list]
 Tenim-piontanana milaza:
-- Fahatairana: Andre! inona ity ataonao, anaka?
-- Figagana: Andre! mahavariana ny mandinika ny habakabaka!
-- Nenina, alahelo: Andre! vorona, hono, izany izaho ka afa-nanidina nankany aminay! [1.1]
 An expression of astonishment. See adre, odre. [1.2]

Entry andre
Part of speech adverb [Full list]
  [Bara] Moa? Va? Angaha? [1.78]
Synonyms andra

Entry andre
Part of speech noun
  [Betsimisaraka] Manavy, fanihy, vorona kely sahala amin'ny fanihy nefa kelikely kokoa [1.78]
Vocabulary 
Other spellings 

Entry Andre
Part of speech name (biblical) [Full list]
 Andre, Andrea [2.996]
 Andrew [2.996]
 André [2.996]
Vocabulary 
Examples Dia lasa Filipo nilaza tamin'i Andre ka dia i Andre sy Filipo no niara-nilaza tamin'i Jeso [2.996]
Other spellings 

Entry André
Part of speech name (anthroponym) [Full list]

Updated on 2023/07/30